♦ Nanaitra ny Filohan'ny UCTU ny feo mandeha amin'ny rafitra iray eo ambany fiahian'ny ATT, hisahana miaraka ny fitaterana ao an-drenivohitra sy ny manodidina an'Antananarivo, izay tafiditra amin'ny fanitarana ny tanàn'Antananarivo ao anatin'ilay tetikasa Grand Tanà... ♦ Tsy hamaha ny olan'ny mponin'Antananarivo ilay fotodrafitrasa fivarotan-dranon'ny Kaominina Antananarivo, eny Analakely, hoy ny Mpanolotsain'ny tanàna Hilda Ravelonahiana...
♦ Nifarana ny fankalazana ny faha-100 taona niorenan'ny Antilin'i Madagasikara. Notokanana ny faran'ny herinandro teo ny vavahady miditra amin'ny tanànan'ny Antily ao Marlix Andakana Ambohidratrimo... ♦ Tontosa tamin'ny herinandro teo ny dinika an-databatra boribory niarahan'ny Don Bosco Madagascar sy ireo mpiara-miombon'antoka aminy nandinihana ny ahafahana manampy ny tanora amin'ny sehatry ny asa... ♦ Mandray anjara amin'ny fihaonana an-tampony ho an'ny IDA mahakasika an'i Afrika tanterahana any Naïrobi Kenya ny filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina ; fihaonana an-tampony manomboka androany... ♦ Nitsidika tany Venise ny Papa François omaly...
♦ Nifarana ny fankalazana ny faha-100 taona niorenan'ny Antilin'i Madagasikara. Notokanana ny sabotsy teo ny vavahady miditra amin'ny tanànan'ny Antily ao Marlix Andakana Ambohidratrimo... ♦ Miantso ny kandidà natolotry ny vovonana Firaisan-kina ho vonona sy hijoro hiatrika ny fifidianana solombavambahoaka, Andriamatoa Marc Ravalomanana, filoha mpiara-mitantana... ♦ Mahazo aina vao indray ny fikambanana teraka Manandriana Faritra Amoron'i Mania. Nifampiarahaba noho ny fahatratrarana ny taona 2024 ny FITEMA ny sabotsy teo... ♦ Nivahiny tany Venise ny Papa François omaly. Fitsidihana apôstôlika voalohany ivelan'i Vatican tamin'ity taona ity...
♦ Nitokona nanomboka omaly ary mandritra ny fotoana tsy voafetra ireo mpianatra nahavita fiofanana tao amin'ny IFIRP... ♦ Misy misandoka ho mpikirakira ny fitaovam-pitarafana na ny radiographie any amin'ny toeram-pitsaboana sasany... ♦ Kely ny erijika hahazon'ny fitondrana ny famatsiam-bola FEC avy amin'ny FMI tahirim-bola iraisam-pirenena, raha ny nambaran'ny mpanao politika Beanjara Paul... ♦ Nilaza ny Hamas androany sabotsy fa handinika ny tolo-kevitr'i Israely mba hanafahana ireo takalon'aina sy hampitsaharana ny fanafihana ataon'Israely any Gaza... ♦ Drone Ukraniana miisa 66 no potiky ny tafika Rosiana alina hifoha androany maraina tany amin'ny faritra atsimon'i Rosia tany Kras Nodar...
“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco