♦ Miantso ny mpifidy hahay hanapa-kevitra amin'ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny 29 mey izao ny kandidàn'ny Firaisan-kina laharana fahatelo ato amin'ny distrikan'Ambohidratrimo. Misy ny tsindry atao amin'ny sefo fokontany sy ny mpiasam-panjakàna hoy izy ireo... ♦  Tombanana hiasa mialohan'ny faran'ny taona ny fitanterana an-tariby na ny "télépherique" zotra volomboasary miainga eo Anosy hatrany Ambatobe... ♦ Nifarana teo amin'ny dingana savaranonando ny fandraisan'anjaran'i Laura Rasoanaivo amin'ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany ho an'ny Judo atao any Abu Dhabi any Emirat Arabo Mitambatra... ♦ Hifidy izay ho filoham-pirenena amin'ny 28 jona izao ny vahoaka iraniana...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240523.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...