♦ Nampahafantarin'ny CENI androany ny vokatra vonjy maika tsy mbola ofisialy tamin'ny fifidianana solombavambahoaka ny 29 mey lasa teo. Nahatratra 48% mahery ny taham-pahavitrihan'ny mpifidy... ♦ Mbola mila manao ezaka isika eto Madagasikara amin'ny fampiasana zezika amin'ny voly vary. Nanazava ny paik'ady sy ny asa atao amin'ny fanatanterahana ny Pôlitika Ankapoben'ny Fanjakana na ny PGE ho an'ny ministera iadidiany androany ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana... ♦ Mampiantrano famelabelaran-kevitra iraisam-pirenena momba ny fandaharan'asa Varuna ny eto Antananarivo. Fihaonana atao eny amin'ny Ambodivona mandritra ny roa andro hifarana anio...

[audio src="/images/sounds/jma-20240612.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...