♦ Miandrandra ny fampiharana ny lalàna, ny ao amin'ny Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana SAFIDY, manoloana ny hosoka hitan'izy ireo nandritra ny fifidianana solombavambahoaka farany teo. Ny SAFIDY izay manara-maso ny zotram-pifidianana teto Madagasikara... ♦ Miatrika ny fivorian'ireo mpitondra eran-tany noho ny faha-60 taonan'ny CNUCED any Suisse ny filoham-pirenena Andry Rajoelina mivady. Filoham-panjakàna maro aty Afrika no manatrika izany nanomboka androany... ♦ Hitombo 10 hatramin'ny 15% ny voka-bary eto Madagasikara amin'ity taona ity. Vinan'ny ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana ny tsy hanafarantsika vary intsony ao anatin'ny 5 taona...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240612.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...