• Voamarina tamin'ny "audite" natao fa nisy nitsofoka ankeriny tokoa ny "site web" an'ny CENI araka ny fampahafantarana nataon'izy ireo omaly, efa eny am-pelatanan'ny Fitsarana ny valin'izany hanohizana ny fanadihadiana...
  • Hatahorana ho ripaka ato anatin'ny 25 taona ho avy ireo ala mitahiry ireo harena voahajanahary raha jerena amin'izao fihazakazaky ny fanimbana tontolo iainana misy eto Madagasikara izao hoy ny fikambanan'ireo "tours opérateurs" eto amin'ny nosy...
  • Miha manakaiky ny tendrony avaratr'i Madagasikara ilay rivo-doza DIKELEDI ahiana ny hisian'ny tondra-drano sy ny fiakaran'ny rano vokatry ny rotsak'orana be loatra...
  • Ny jeneraly Joseph Aoun no nofidian'ireo solombavambahoaka ho filoham-pirenena any Liban, lany tamin'ny tsanga-tanana 99/128 ny tenany...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...