• Naneho hevitra fanindroany momba ny mety ho hetsika an-dalambe ho tarihin'ny mpanohitra ny filohan'ny Antenimieran-doholona omaly. Matikambo fotsiny ny mpanohitra fa tsy misy vahoaka hoy izy...
  • Miombon-kevitra amin'ny hivondronan'ny mpanohitra rehetra indray ny vondrona HPM. Soson-kevitra naroson'izy ireo ny fananganana ny departemanta pôlitika eo anivon'ny fanoherana...
  • Naaton'ny Jirama ny fampiharana delestazy eto amin'ny tambazotra iraisan'Antananarivo. Ampy tsara manko ny rano manodina herinaratra any Andekaleka amin'izao...
  • Misy tsirim-panantenana kely ny fampitsaharana eo amin'ny Hamas sy ny Israeliana any Gaza. Misy ny dinika famolavolàna fifanarahana hamaranana ny ady, izay tanterahina any Doha Qatar...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...