• Tsy maintsy hisy fiatraikany aty Madagasikara ny pôlitikan'ny filoha amerikanina, Donald Trump amin'izao fandraisany ny fahefana izao, hoy Andriamatoa Imbiky Herilaza...
  • Tokonyho lasan'ny mpanohitra ny Birao Maharitry ny Filan-kevitra Monisipaly eo anivon'ny Kaominina Antananarivo hoy Andriamatoa Toavina Ralambomahay. Manana mpanolontsain'ny tanàna 30 farafahakeliny ny fanoherana hatramin'izao...
  • Sarotra ny mety hidinan'ny vidim-pianana manoloana ny fihenan'ny vidin-tsolika. Paik'ady hampitoniana ny toe-java-misy eto amin'ny firenena fotsiny io fepetra io hoy ny Profesora Ralison Roger...
  • Didim-panjakana maromaro no nosoniavin'ny filoha amerikanina Donald Trump, taorian'ny fihanianany omaly. Nofoanany ny didim-panjakàna manome vahana ny fiarahan'ny olona mitovy fananahana...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...