• Tany amin'ny 291 km andrefana somary atsimo andrefan'i Morombe no nisy ny foiben'ilay faritra andro ratsy ao amin'ny Lakandranon'i Mozambika, tamin'ny 3 ora tolakandro teo...
  • Mbola tsy nidina ny saran-dalan'ny zotra nasionaly eny amin'ny toby fiantsonanana Makis Andohatapenaka. Mijanona ho 600 Ar kosa ny saran-dalan'ny taxibe, hoy ny UCTU...
  • Tsy tokony ho fandrebirebena saim-bahoaka fotsiny ihany, fa tena hampiharina ny didy famerenana ny fifidianana amin'ireo kaominina voakasika, hoy ny KMF-CNOE...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...