• Nijoro ny "SERA" ivondronan'ireo raiamandreny saika hanelanelana ny raharaham-pifidianana tamin'ny 2023. Nahery vaika avy hatrany ny fanenjehan'ireo mpomba ny fitondràna azy ireo...
  • Hadinina any Génève Suisse ny momba ny fanajàna ny zon'olombelona ataon'ny mpitondra eto Madagasikara. Ministra no misolo tena ny fitondràna Malagasy any an-toerana...
  • Miha-mitombo hery, ka ahiana hivadika rivo-doza ato anatin'ny 30 ora ilay faritra andro ratsy ao amin'ny lakan-dranon'i Môzambika. Miteraka fikorontanan'ny toetry ny andro an-dranomasina izy...
  • NIha-nahery vaika androany maraina ny fifandonana eo amin'ny tafi-panjakàna Congolais sy ny M23 any Goma, RDC. Tsy mahita izay halehany ny mponina manoloana io ady io...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...