♦ Notendren'ny lehiben'ny Fikambanana Saleziana maneran-tany, Mompera Fabio ATTARD, ho Lehiben'ny Fikambanana Saleziana eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice i Mompera Rakotondranaivo Harisoa José Gaston... ♦ Nihintsana teo amin'ny ankatoky ny famaranana (démi-final" ny ekipam-pirenena Malagasy tamin'ilay COSAFA CUP 2025. Lavon'i Angola tamin'ny isa 4 no ho 1 ny Barea omaly...  ♦ Notanterahana omaly teny amin'ny Lycée Moderne Ampefiloha ny fanokafana ny fankalazana ny andron'ny tambazotry ny tanora mandala ny fahitsiana sy ny fahamarinana andiany faha-13...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...