• Makotroka ny fandraisana an'i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, notendren'ny Papa Léon XIV, ho Eveka coadjuteur ao amin'ny Diosezin'i Fianarantsoa. Hotanterahana amin'ny alahady 14 desambra 2025 ny fametrahana azy araka ny fomban'ny Eglizy... • Hentitra ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara, Mgr Raharilamboniaina Marie Fabien, fa tsy tokony hisy teritery ny fanaovana vakisiny ny ankizy... • Andro iraisam-pirenena iadiana amin'ny kolikoly: nomena lanaja manokana ny tanora tamin'ity taona ity. Nahavita ezaka goavana amin'ny ady amin'ny kolikoly ny BIANCO, tamin'ity taona ity, hoy ny Tale jeneraliny, Razakamanantsoa Gaby Nestor...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...