• Nigadona an-tanindrazana androany maraina tetsy amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara... • Nidina ifotony tany amin'ireo Distrika nitondra faisana vokatry ny rivodoza Gezani sy Fytia tao amin'ny Faritra Atsinanana, ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina... • Natomboka tamin'ny fomba ofisialy omaly ny tetik'asa FyVary andiany faharoa sy ny VaryAla. Tetik'asa iarahan'ny Governemanta Malagasy sy ny Governemanta Japoney ary tohanan'ny JICA vola...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...