• Hifanaraka amin'i Nigeria momba ny famatsiana solika ny firenena malagasy, hoy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika. Nanao tatitra fohy ny diany tatsy Afrika izy, teo am-pahatongavana androany maraina... • Tsy tokony ho sanatria hatao kisarisary fotsiny ny fikaonandoham-pirenena, hoy ny antoko Ilo Mada. Nambaran'ny filohany fa maro ireo ankolafin-kery miandrandra izany ho tena fanangonan-kevitra miainga avy any ifotony... • Mitaintaina amin'ny ainy ihany koa, ireo olona sasany manana toe-tena varira aty afovoan-tany. Nijoro ho vavolombelona amin'izany ny lehilahy iray avy any amin'ny Distrikan'Antsirabe Faharoa...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...