♦ Nandinika ny momba ny raharaham-pirenena sy ny fanadihadiana parlemantera nataon'ny Antenimieram-pirenena ireo solombavambahoaka. Nanatanteraka fivoriana mikaton-trano teny Tsimbazaza izy ireo omaly antoandro... ♦ Distrika isan'ny anjakan'ny valan'aretina MPox ny ao Toamasina-I. Miisa 53 ny tranga voamarina araka ny tatitra nataon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka omaly talata 11 aogositra... ♦ Maharay fanampiana hatrany hamonjena ny mponina iharan'ny olana ara-tsakafo any amin'ny Faritra atsimon'ny nosy ny BNGRC. Tokantrano maherin'ny 20.000 no hisitraka izany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...