• Tsy ho ampy ny fotoana fito volana hakana hevitra hatrany ifotony amin'ny fikaonandoham-pirenena, araka ny tetiandro navoakan'ny FFKM, raha ny fijerin'ny Filohan'ny Vovonana RMDM... • Tokony homena ny teknisianina ny fitantanana ny toe-karena eto Madagasikara. Mila ajoro ny andrim-panjakana manokana hisahana izany, hoy ny manam-pahaizana momba ny fitantanana raharaham-panjakana... • Nizara ny fomba fiasany amin'ireo tetikasa fampanjariana sakafo sahaniny, ny Catholic Relief Services. Nisy ny atrikasa teny Antaninarenina androany...