• Feno herintaona no nitantanan'ny fitondrana Fanavaozana an'i Madagasikara. Mbola mitoetra eto amin'ny firenena ny fomba fanaon'ny mpanao politika tamin'ny fitondrana teo aloha, hoy ny Solombavam-bahoaka voafidy tao Arivonimamo, Rajerison Antoine... • 15 ôktôbra, Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy Tantsaha. Eny Mahamasina no atao ny lanonana ofisialy androany. Mandray anjara amin'izany ny fikambanana FARM... • Hamelona ny fankafizan'ny mpamaky ny tantara an-tsary malagasy ny mpisehatra tamin'izany nandritra ny taona 80 sy 90. Hamoaka tahirim-boky, mahatratra 7.000 isa, izy ireo...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...