• Resabe ilay sarivongana vaovaon'ny Filoha Philibert Tsiranana ao Antsohihy, nandritra ny hets-pankalazana ny datin'ny 14 ôktôbra omaly. Nosoloina ny teo aloha izany sarivongana izany androany... • Nampanantena ny tsy hisian'ny delestazy intsony ny Profesora Solofo Jonnis, raha hotrandrahantsika ny menaka mavesatra any Tsimiroro. Sonian'ny Filohan'ny Fanavaozana sisa andrasana... • Lasa misy tsy fahatomombanana ny “Airbag” amin'ny fiara marika Toyota sy Mitsubishi sasantsasany miasa eto Madagasikara. Hisy ny fepetra horaisin'ny Foibe Fitsarana fiarakodia...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...