• Nahazo Eveka Mpanampy ny Arsidiosezin'i Toamasina. Notendren'ny Papa Léon XIV hisahana izany andraikitra izany i Mompera Mariusz Kasperski, teratany Polonais ary 63 taona izy ankehitriny... • Mitaky ny handravana ny Antenimieram-pirenena ny antoko Kintana sy ny vovonana RMDM. Fitiavan-tenan'ny Solombavam-bahoaka, hoy Andriamatoa Christian Tabera, ny nananganana ny vondrona VFM... • Hanao hetsika manakaiky ny vahoaka ny Hopitaly Miaramila eny Soavinandriana na ny CENHOSOA, hanamarihana ny faha-135 taona nijoroany. Nomarihina omaly ny fanokafana ny fankalazana...

• Nosokafana androany tamin'ny fomba ofisialy ny faha-135 taonan'ny Hopitaly Miaramila eny Soavinandriana. Hopitaly voalohany teto Madagasikara izay ny Mpanjaka Ranavalona III no nitokana azy ny 13 aogositra 1891... • Efa tafajoro daholo ny Vaomieran'ny Fandriam-pahalemana any amin'ny Fokontany rehetra miisa 326 ao amin'ny Distrikan'Ambohidratrimo. Nanolotro fitaovaona ho azy ireo, ho an'ny Fokontany lavitra androany, ny Faritra Analamanga... • Nanatitra fitoriana teny amin'ny HCC, hitakina ny handravana ny Antenimieram-pirenena, ny antoko Kintana sy ny avy amin'ny vondrona RMDM...

• Vata mpanova herinaratra miisa 36 no hosoloina sy hatsaraina mba hiakatra ny tanjany, ho an'ny famatsiana jiro ato amin'ny Tambajotra Iraisan'Antananarivo... • Miisa efatra ireo kandida nirotsaka hofidina ho filoha vaovao hitantana ny ASIEF. Hotanterahina rahampitso alakamisy 20 aogositra 2026, ny fifidianana... • Misy ny lamina napetraka tsy maintsy arahina amin'ny fampiasana ny reniranon'i Belo Tsiribihina, hisorohana ny loza mety hitranga, mandritra ny fankalazana ny fetin'ny Fitampo 2026, hoy ny avy amin'ny APMF...

• Vonona hanampy an'i Madagasikara hiverina anatin'ny rafitra ara-dalana, mizotra mankany amin'ny fifidianana, ny vondrona SADC, hoy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika... • Mitentina 20 tapitrisa Ariary ireo entana lany daty, tsy manaraka ny fenitra, saron'ny mpanara-maso ny varotra sy ny fifaninanana, tany amin'ny Distrikan'i Tsaratanana sy Fenoarivo Antsinanana... • Nanome fe-potoana 48 ora ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika, handray sy hifampidinika aminy, ny vondron'ireo sendika nanao sonia fifanarahana teo anivon'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...