• Tontosa omaly ny fihaonana teo amin'ny PDS an'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny solontenan'ireo sendika eo anivon'ny mpiasa, nandinihina ny tambin-karama fanampiny momba ny trano fonenana... • Mirona ary mizotra amin'ny dinika politika ny ankamaroan'ireo mpanao politika, saingy mametraka fepetra amin'ireo izay afaka handray anjara amin'izany... • Hiakatra kianja indray anio ny Ankoay Zazalahy eo amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika amin'ny taranja Afrobasket latsaky ny 18 taona...
• Hametrahana tetikasa fanodinana ny ranomasina ho rano fisotro madio any Ambovombe Androy. Vita sonia omaly, ny fifanaraham-piaraha-miasa momba izany... • Tokony haato aloha ny fanavaozana ka saziana avokoa ireo mpitondra nafandimby tamin'ny Repoblika Fahefatra rehetra sy ny mpitondra ankehitriny, izay samy nanitsakitsaka ny Lalam-panorenana, hoy ny Fiverenana an-doharano... • Hisy fiantraikany amin'ny fiharian'ny sehatra tsy miankina ny hampakaran'ny Banky Foiben'i Madagasikara ny tahan-jana-bola fototra ho 12,5%, hoy ny mpahay toe-karena ao amin'ny CREM...
• Mety hisy ny fifanarahana politika, aorian'ny fihainoan'ny Filohan'ny Fanavaozana ireo ankolafin-kery politika ankehitirny... • Hiantraika amin'ny fiharian'ny sehatra tsy miankina ny hampakaran'ny Banky Foibe ny tahan-jana-bola fototra, hoy ny mpahay toe-karena iray eo anivon'ny CREM... • Nahazo Filohan'ny Delegasiona Manokana hitantana azy ny Kaominina Ambanivohitra Antsirabe. Ansian'ny fanambin'ny PDS ny momba ny karaman'ny mpiasa tsy voaloa nandritra ny volana maro...
♦ Anjaran'ny filohan'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga Hajo Andrianainarivelo sy ny mpitarika ny Kômity Mpiaro ny Tolona (KMT) Ramatoa Lanto Rakotomavo no noraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika teny Ambohitsorohitra, omaly... ♦ Misy ny fanetsenan'ny Fanjakàna ny banga amin'ny vidin'ny solika eto Madagasikara sy eo amin'ny tsena iraisam-pirenena hitsijovana ny sôsialy sy ny toe-karena hoy ny Minisitry ny Toe-karena sy ny fitantanam-bola... ♦ Miantso ny tanora hitondra ny heriny sy ny fahaiza-manaony amin'ny famokarana eny ambanivohitra ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovan-tena ara-tsakafo...
• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco