• Amin'ny volana jolay 2027 no hanomboka ny fifidianana eto Madagasikara. Nampahafantatra izany tamin'ny SADC ny Filohan'ny Fanavaozana nandritra ilay fihaonana an-tampony tatsy Afrika Atsimo... • Miroso ny asa fanamboarana fantsona lehibe ambanin'ny arabe, eny Mahamasina, anatin'ny tetikasa PIAA andiany faharoa. Efa mananiky ny 95% an'ny asa no vita ho an'ny dingana voalohany... • Manatanteraka Zaikabe eny amin'ny Akamasoa ny Fanilon'i Madagasikara nanomboka omaly. Mpizaika 400 avy amin'ny Diosezy maro eto Madagasikara no miatrika izany...
• Tontosaina eny amin'ny toby Akamasoa Mahatsara Betsizaraina Ambohimangakely nanomboka androany alatsinainy hatramin'ny zoma 21 aogositra 2026; ny Zaikabe fanaon'ny Fanilon'i Madagasikara isaky ny efa-taona... • Namoaka masomboly vary vaovao nomena ny anarana “X 915” ny eo anivon'ny FOFIFA, entina miatrika ny fiovan'ny toetrandro... • Natomboka ofisialy teny amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina Mahamasina androany, ny fifaninana ara-panatanjahanteana nasionaly ho an'ireo olona manana fahasembanana...
• Fanombohana ny tany Ambovombe, fa raha tena fampihavanana no tanjona, dia tsy tokony hisy ny kajikajy politika amin'ny fihaonana, hoy i Fetison Rakoto Andrianirina... • Miisa 11 ireo olona voarohirohy tamin'ny fanaovana fanamarinana diplaoma Bakalorea hosoka, teny amin'ny Oniversiten'Antananarivo... • Niseho masoandro ny faran'ny herinandro teo ny amboara tononkalo nosoratan'i Faniry Hantarinivo...
• Any Afrika Atsimo, hiatrika ny fivoriambe faha-46 an'ny Vondorona Fampandosoana ny Firenena Atsimon'i Afrika na SADC, ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara Randrianirina Michaël... • Hodinihina any Maurice indray, amin'ity herinandro ity, ny fangatahana fahafahana vonjy maika napetraky ny mpisolovava an'ilay Malagasy mpandraharaha Mamy Ravatomanga... • Nahemotra ho amin'ny daty hafa ny Lalao ASIEF 2026, saingy voatana ny toerana hanatanterahana izany any Manakara, araka ny fampahafantarana navoakan'ny Minisiteran'ny Asa sy ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana...
• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco