05 aprily — Misionera niaina tamin'ny taona 1357 ka hatramin'ny 1418 i Masindahy Vincent Ferrier. Teraka tao Valence izy, ary mbola tany am-bohoka izy dia efa hitan-dreniny tamin'ny nofy sahady ny hoaviny ka nitebiteby fatratra.

• Manoloana ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany any Toliara dia misy fanambarana navoakan'ny Arsidiôsezin'i Toliara, entina amintsika eto... • Malagasy hatrany amin'ny 240.000 no hovoakasika mivantana amin'ny fanapahan-kevitr'i Etazonia amin'ny resaka haban-tseranana, hoy ny Randrana Sendikaly... • Efa ofisialy izao fa i Madagasikara no handray ny fihaonambe fahavalon'ny Tanora Afrikana Mifandray, na ny Youth Connect Africa Summit, izay hotontosaina ny volana novambra 2025...

• Efa matipaika ny fandaminana ny fandraisana ny Jobily Nasionaly ao amin'ny Diôsezin'i Miarinarivo... • Tsy maintsy mitady ny very Andriamanitra, hoy ny Papa François, tamin'ny fandalinam-pinoana natolony ny alarobia lasa teo... • Masindahy Joany Paoly II, mpivahiny tsy mahalala sasatra tamin'ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly...

Mamokatra mangahazo 3 tapitrisa taonina eo ho eo Madagasikara araka ny tarehimarika ny taona 2022. Mahatratra eo amin’ny 7,5 taonina isaky ny hektara ny vokatra miakatra. Manodidina ny 4 hetsy hektara ny tany amokarana mangahazo eto amintsika. Natokana ho sakafon’ny olombelona ny ampahany amin’ny mangahazo eto Madagasikara. Ny 60 isanjato, manodidina ny 8 hetsy sy iray tapitrisa taonina kosa dia natao ho sakafon’ny biby fiompy...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...