• Vata mpanova herinaratra miisa 36 no hosoloina sy hatsaraina mba hiakatra ny tanjany, ho an'ny famatsiana jiro ato amin'ny Tambajotra Iraisan'Antananarivo... • Miisa efatra ireo kandida nirotsaka hofidina ho filoha vaovao hitantana ny ASIEF. Hotanterahina rahampitso alakamisy 20 aogositra 2026, ny fifidianana... • Misy ny lamina napetraka tsy maintsy arahina amin'ny fampiasana ny reniranon'i Belo Tsiribihina, hisorohana ny loza mety hitranga, mandritra ny fankalazana ny fetin'ny Fitampo 2026, hoy ny avy amin'ny APMF...
• Vonona hanampy an'i Madagasikara hiverina anatin'ny rafitra ara-dalana, mizotra mankany amin'ny fifidianana, ny vondrona SADC, hoy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika... • Mitentina 20 tapitrisa Ariary ireo entana lany daty, tsy manaraka ny fenitra, saron'ny mpanara-maso ny varotra sy ny fifaninanana, tany amin'ny Distrikan'i Tsaratanana sy Fenoarivo Antsinanana... • Nanome fe-potoana 48 ora ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika, handray sy hifampidinika aminy, ny vondron'ireo sendika nanao sonia fifanarahana teo anivon'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena...
• Mankasitraka ny hetsika fampihavanana nosantarin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika sy ny Filohan'ny mpanohitra eny amin'ny Antenimieram-pirenena, tany Ambovombe Androy, ny ankamaroan'ny mpanao politika... • Hiroso hanamafy ny fihavanana koa ireo foko valo ao Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana. Hetsika hotanterahana ny zoma 21 aogositra 2026... • Mila arindra, hanosika ny fampandrosoana ny fiharian-karena ny firafitry ny hetra eto Madagasikara. Manakana ny orinasa tsy handroso ny hetra misy eto amintsika, hoy ny Profesora Hugues Rajaonson...
• Ho tratra ara-potoana ny fanatanterahana fifidianana amin'ny volana jolay 2027, hoy ny Filohan'ny CENI, Nilaza Rakotonarivo, fa tsy misy olana ara-teknika ny fanatontosana izany amin'io daty io... • Mitohy ny fanadihadiana hahafantarana mazava ny tena zava-niseho marina momba ny raharaha Ambohimalaza, hoy ny Minisitry ny ny Fitsarana. Nihaona tamin'ireo voakasik'iny tranga fanapoizinana iny izy omaly... • Mitaraina indray ireo mpianatra mipetraka eny amin'ny trano fonenan'ny mpianatra eny Ankatso sy Ambatomaro, noho ireo olana samihafa. Nilaza ny handray fepetra isy ireo, raha tsy misy ny fandraisana andraikitra...
• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco