• Tsy ho ampy ny fotoana fito volana hakana hevitra hatrany ifotony amin'ny fikaonandoham-pirenena, araka ny tetiandro navoakan'ny FFKM, raha ny fijerin'ny Filohan'ny Vovonana RMDM... • Tokony homena ny teknisianina ny fitantanana ny toe-karena eto Madagasikara. Mila ajoro ny andrim-panjakana manokana hisahana izany, hoy ny manam-pahaizana momba ny fitantanana raharaham-panjakana... • Nizara ny fomba fiasany amin'ireo tetikasa fampanjariana sakafo sahaniny, ny Catholic Relief Services. Nisy ny atrikasa teny Antaninarenina androany...
• Anatin'ny lahadinika hiadian-kevitra momba ny faharetan'ny fe-potoana hitantanana ny tetikasa Volobe Amont, ny fitondram-panjakana sy ny Consortium CGHB amin'izao fotoana izao... • Nisy fiakarany 0,51% ny isan'ireo vahiny mpizaha tany tonga teto Madagasikara, tao anatin'ny enim-bolana voalohany tamin'ity taona ity... • Tsy afaka mandefa solontena ao anatin'ilay Vaomiera mpanisa mpifidy eny ifotony, ireo antoko politika lehibe eto Madagasikara, hoy ny Filohan'ny CENI, Thierry Rakotonarivo...
• Atao mangarahara ny fomba fiasa sy ny fomba hitantanana ny hevitry ny vahoaka eny ifotony, mandritra ny fikaonandoham-pirenena karakarain'ny FFKM. Ny volana marsa 2027 no hanaovana ny dinika eo amin'ny sehatra nasionaly... • Miroso amin'ny fanadiovana ny tontolon'ny haino aman-jery manerana ny Faritra 24, ny eo anivon'ny Minisiteran'ny Kolontsaina sy ny Serasera. Nanombohana ny fidinana ifotony ny tany amin'ny Faritra Itasy... • Mahatonga ny tsy fananana asan'ny tanora sy nampahantra ny firenena ny tsy nanaovana ho laharam-pahamehana ny sehatry ny fampianarana teknika hatramin'izay, hoy ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana Araka Asa...
• Mihoatra lavitra ny 77 tapitrisa Dolara nambara no nanamboarana ny Kianja Barea Mahamasina. Tafakatra 120 tapitrisa Dolara ny vola nivoaka, hoy ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena, raha araka ny fanadihadiana parlemantera nataon'ny vaomiera misahana izany... • Nitsapa alahelo ny fianakavian'izy roa vavy hita faty teny Ambohimanga, ny fitondram-panjakana notarihin'ny Colonel Randrianirina Michaël mivady sy ny Praiminisitra... • Tsy maintsy fehezina ny fampiasana zezika, amin'ny alalan'ny fanarahana ny kalitao. Misy ny fiaraha-miasan'ny Fanjakana Malagasy sy ny FAO, momba izany...
• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco