♦ Vita sonia, teny amin'ny Lapam-panjakàna Iavoloha, androany, ny fifanaraham-piaraha-miasa momba ny tetik'asa "Volobe Amont"... ♦ Mikatsaka fahaleovantena amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ireo ben'ny tanàna mivondrona ao amin'ny FBF... ♦ Nivaha amin'ny ampahany ny olan'ireo tanora efa noraisina ho mpiasam-panjakàna teo anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana Teknika... ♦ Niteny an'ny vahoaka afrikanina tatsimo ary naneho alahelo manoloana ny firongatry ny famonoana sy ny herisetra atao amin'ny vehivavy any an-toerana, ny filoha Cyril Ramaphosa...
♦ Vonona ny hanohana an'i Madagasikara amin'ny fampandrosoana ny lafiny angovo, rano, ny sehatra tsy miankina, ny fambolena sy ny famoronana asa ny banky iraisam-pirenena... ♦ Nankatoavina nandritry ny filan-kevitry ny Minisitra omaly ny fananganana ny kaomisaria ambony ho an'ny tanora misahana ny fampandraisana andraikitra ny olom-pirenena sy ny ady amin'ny kolikoly, teo koa ny fananganana masoivoho Malagasy any amin'ny repoblika Arabon'i Ejipta... ♦ Marihina anio 30 septambra ny ivon'ny fankalazana ny faha-65 taona nijoroan'ny pôlisim-pirenena, "polisim-pirenena hiaro sy hanampy ny vahoaka" ny teny filamatra amin'izany...
Taon-jezika an-kady ny fanabeazana ka aina no fetra, handao isika hifanome tànana. Ny tiana hambara dia mivelatra be ny fanabeazana. Ny tanjona amin'ny fampahafantarana ny mikasika ny herisetra ao an-tsekoly dia hisorohana ireo mety hitranga, tsy fahazoana vokatra ara-panadinana tsara, fialàna an-daharana, ary fanampiana ny ray aman-dreny halala bebe kokoa ny andraikiny... Fandaharana "Ampela Mihary" tontosaina eto amin'ny Radio Don Bosco.
♦ Voasambotry ny zandary ary hanaovana fanadihadiana ao Maevantanana ny solombavambahoakan'i Madagasikara teo aloha Rahantanirina Nina sy ny zanany lahy... ♦ Vonona hiatrika ny rivo-baovao amin'ny fiovana ara-pitaovana sy hanatsara ny tolotra omena ny mpikambana ny Tahirim-pirenena ho an'ny Fiahiana ara-tSôsialy (CNaPs) ho an'ny 70 taona ho avy... ♦ Kely ny fanantenana ho an'ny ekipam-pirenena Malagasy Barea afahana mandray anjara amin'ny lalaon'ny CAN 2027, nisaraka ady sahala 01 no ho 01 ny lalao nifanandrinany tamin'ny ekipam-pirenen'i Tanzanie...
• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco