Zava-dehibe ny asa ataon'ireo matihanina, mikarakara olona an-tsitrapo, izay tena ialaina eo amin'ny fahasalaman'ny fiaraha-monina sy ny hatsaram-piainana iombonana. Maro ireo olona misehatra amin'izany asa fikarakarana ny hafa izany, ka izany no nahatonga ny Firenena Maikambana nanokana Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Asa Fikarakarana ny Hafa sy ny Fanohanana (Journée Internationa des Soins et de l'Assistance), izay ankalazaina ny 29 ôktôbra. Fandaharana "Fibeazana Miaina sy Mitia", iarahana amin'ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Pastoralin'ny Fahasalamana...

• Efa alina tamin'ny 11 ora sy 45 mn vao vita ny fanadihadiana natao tamin'ny tompon'andraikitry ny orinasa Viva Madagasikara, teny amin'ny Sampandraharaha misahana ny ady amin'ny heloka anabaka eny Anosy. Nanatrika izany koa ny avy amin'ny CT OJM... • Nitondra fanazavana momba ny sarivongana tamin'ny tsangambato ao Antsohihy, ny Lehiben'ny Faritra Sofia. Soson-kevitra avy amin'ny fianakaviana no narahina, hoy Andriamatoa Djaosera Irénée... • Hisy ny fahatapahan-dalana amin'ny ampahany eny amin'ny manodidina an'Anosy sy Mahamasina, anio manomboka amin'ny 8 ora sy sasany...

Avy amin'Andriamanitra ny aina ary antso mitaky andraikitra, fa fitahiana sy lova ihany koa. Loharanon'ny fifaliana sy ny fanantenana ny aina ka tokony horaisina, hovelomina ary harovana amin'ny toe-javatra rehetra. Ny aina dia tsy mijanona amin'ny fahaveloman'ny tena fa mitohy aminny hafa... Katesizy momba ny foto-pampianaran'ny Eglizy " Ny hasin'ny aina - Fikasan'Andriamanitra ", iarahana amin'i Avotriniaina Nicholson, Teôlôjiana môralista.

• Resabe ilay sarivongana vaovaon'ny Filoha Philibert Tsiranana ao Antsohihy, nandritra ny hets-pankalazana ny datin'ny 14 ôktôbra omaly. Nosoloina ny teo aloha izany sarivongana izany androany... • Nampanantena ny tsy hisian'ny delestazy intsony ny Profesora Solofo Jonnis, raha hotrandrahantsika ny menaka mavesatra any Tsimiroro. Sonian'ny Filohan'ny Fanavaozana sisa andrasana... • Lasa misy tsy fahatomombanana ny “Airbag” amin'ny fiara marika Toyota sy Mitsubishi sasantsasany miasa eto Madagasikara. Hisy ny fepetra horaisin'ny Foibe Fitsarana fiarakodia...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 26 ôktôbra 2026

• Nankatoavin'ny Papa Léon XIV ny fangatahana hitsahatra amin'ny andraikitra maha Arseveka, nataon'i Mgr Fulgence Rabemahafaly… • Nankalazaina omaly ny fetin'ny Grand Séminaire de Théologie Faliarivo, arovan'i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely. Tamin'izany koa no nanokanana ireo 57 mirahalahy ho mpamaky teny sy mpanotrona… • Ho very ny tena votoatin'ny finoana raha tsy misy fitiavana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...